Accueil du site Evènements
 
Août 2019
LMMJVSD
2930311234
567891011
12131415161718
19202122232425
2627282930311

Nodimandry Itpkvy Natacha Ramanitra (Overijse)

Article publié le mardi 26 janvier 2016.


Mampandre antsika ny fianakaviana Ramanitra fa nodimandry t@ Asabotsy 23 Janoary 2016 lasa teo @ faha-46 taonany Natacha Ramanitra (Overijse), zanak’i Gervais Ramanitra (Ottignies). Ny famangiana sy fampaherezana taon’ny MKMB dia hotanterahina ny Zoma 29 Janoary hoavy izao @17h ao @Centre funéraire Genappe. Ny mpianakavin’ny finoana eto amin’ny MKMB dia mitondra am-bavaka ny fianakaviana manontolo. "Jehovah no mpiandry ahy, Tsy manan-java mahory aho".


Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Dimanche 25 Août 2019 - 14:29:40