Accueil du site Evènements
 
Octobre 2018
LMMJVSD
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930311234

Nantsoin’ny Ray hody any aminy ny rain’Atoa Garry Rakotobe (Tervueren)

Article publié le vendredi 20 juillet 2018.


Amin’ny finoana sy ny fanantenana no ampilazana amintsika mpianakavin’ny finoana fa namoy ny Rainy (any an-tanindrazana) ny namana Garry RAKOTOBE (Tervueren) tamin’ny fiandohan’ny volana Jolay lasa teo. Ny fotoana hamangiana ny fianakaviana dia hampitana amintsika aorian’ny fiverenany avy any an-tanindrazana . Inoana fa mitondra an’y GARRY sy MIALY mianakavy kely am-bavaka isika mpianakavin’ny finonana rehetra eto amin’ny MKMB . Tsy adino koa ireo fianakaviany any an-tanindrazana .

"Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho"



Forum de l'article

M.K.M.B. M.K.M.B.-20 Date de heure de Bruxelles :
Dimanche 21 Octobre 2018 - 4:44:07