Messages : 1
à 15
Page : 1
Nombre de messages : 17
le 30/01/2012 à 12:15
Note : -/10
Lovely Website, Thanks! Keep up the awesome work.
le 13/04/2010 à 14:28
Note : 9/10
Bonjour à tout les malagasy qui vivent en Belgique.Est ce que vous pouvez me tenir au courant de prochain évènement malagasy en Belgique?Merci beaucoup d'avance
le 17/11/2008 à 13:16
Note : 5/10
Mafinaritra be le fiaraha mivavaka fa tokony atao matetitetika fa tsy indray isam bolana fotsiny
le 21/07/2008 à 17:46
Note : 10/10
salut daholo ny fianakam's rehetra ô!
Izao aho vao manoratra fa mbola variana nijery foana aloha hatamin'izay!
Milay aloha rehefa misy ny site ahafahantsika fianakam's sy namana mba mijery sy mahafantatra ny zavamisy mikasika ny havana rehetra manerana an'izao tontolo izao e!
sur!
Be dia be ny évènement tiako ampidirina ao amin'ilay site fa mbola hojereko daholo aloha ho complet ilay izy dia izay vao alefako!
jean yves (janvai)
Izay ô!
le 03/05/2008 à 07:49
Note : 10/10
bjr à vous,milay be lay site a iezaka a ny hanatrika ny culte tous les derniiers dimnaches du mois,
ho tahin tompo isika mianakavy
vola
le 29/04/2008 à 17:26
Note : -/10
Un p'tit coucou à Hanitsoa.
Mpiaramianatra teny ankatso :-)
D.
le 19/03/2007 à 09:45
Note : 10/10
Faly Miarahaba anareo amin'ny anaran' i Jesoa Kristy,
Tena tsara ilay Site Mahereza indrindra dia mazotoa amin'ny Fanompoana
le 17/12/2006 à 10:59
Note : 7/10
Manao aohana,
Nous voulions vous annoncer, la naissance de notre petit :
Jules-Elliott, Liantsoa.
La maman : RAZAFINDRAHETY Herilanto, Real.
Le papa : CLAROT Patrick.
La grande soeur : Clarot fanny (20 ans)
Le grand frère : Clarot Florent ( 15 ans)
Notre petit Jules né le 08/12/2006, à 13h03, se porte bien.
Bien à vous. La famille Clarot.
le 07/09/2006 à 17:35
Note : 9/10
Izao vao hitako ny site MKMB ary gaga aho fa hay mahavita zavatra tsara toy izao ny Malagasy any ivelany ary indrindra mahatsiaro ny Firenena. Mankasitraka anareo mpikarakara rehetra . Fa hono ho 'aho : azonareo omena ve ny fomba sy ny zavatra ilaina raha te- hianatra any belgique ny zanakay ? Iza no mba azo antonina ? Tena tsra ny serasera ary tohizo handeha lavitra ho reherehan'ny firenena ra- Hery o!
le 21/06/2006 à 07:47
Note : 9/10
je ne suis pas malgache mais je me réjouis que le Seigneur à une eglise qui est belle.
continuez et que Jésus vous bénisse
le 09/01/2006 à 15:30
Note : 10/10
Faly miarahaba antsika ny tenako, avy aty Mada izaho no manoratra e,
tsara ny site web ity satria ahafahana mifandray tsy voafetran ' ny elanelan- tany , miasa amin' ny radio an' ny protestanta fjkm aho ary hitako fa tsara ilay site e; ny namana avy aty koa no nanome ahy ny adresse electro. Mandram-pihaona daholo ary ny aty mada izao fahavaratra izahay ; misaotra o
le 29/12/2005 à 20:52
Note : -/10
Misaotra ary arahabaina amin'ny 'site vaovao'. hitondra soa ho antsika mianakavy anie ny taona 2006. Miarahaba manokana ny 'ekipan'ny site' , tarihin'ny webmaster Y sy ireo nahandro nahamasaka rehetra ao amin'ny MKMB . Misaotra indrindra ny talen'ny gazety 'Finoana sy fahazavana' ary ny ekipany fa tena mahasoa dia mahasoa hatrany ny 'message' alefany. Mahereza re tompoko o!!
le 27/08/2003 à 00:37
Note : -/10
Na dia teo aza ny fahoriana nianjady tamin'ny fianakaviaina, dia faly dia faly ny fo raha tafaresaka tamin'i Hery aho, ary nahitako ihany koa ity site webn'ny malagasy any Belgique ity. Mitamberina ato an-tsaina daholo ny fiarahana rehetra tamin'izahay mbola tany belgique. Ny fiaraha mivavaka, ny namana malagasy rehetra, sns... Ity angamba no tonga amin'ilay teny malagasy manao hoe sady faly no sahirana (malahelo). Vao maika malahelo mahita ireo sary be dia be ao amin'ny album photos. Nefa moa isika tsirairay avy dia efa samy manana ny nasian'Andriamanitra azy tsirairay avy. Koa ny tokony atao aza dia ny misaotra azy amin'ny lehiben'ny fitiavany, koa mbola mahatonga antsika hifanerasera amin'ny alalan'izao tanbatsera izao. Misaotra ireo mpikarakara rehetra, ary indrindra indrindra misaotra an'i Hery mbola manohy hatrany ny asa napetraky ny Tompo taminy. Mahafinaritra ny tambatserantsika fa tohizo hatrany.
José/Kathy 5 mianaka
Montréal Canada
le 15/05/2003 à 19:39
Note : -/10
O re olona!! Ela izy zany!! Efa nalaelo kely ny aty hoe tsy hitohy ve ilay site? Kay tsy continuité ilay nivoaka avy tao fa renouveau mihintsy. Voyez le résultat quand les Mpanaraton'i Jesoa avancent!!! Tsara be!! Nice surprise!!Tohizo!!
Et comme on dit : Keep up the good work
le 17/04/2003 à 11:11
Note : -/10
Miarahaba ny mpandrindra!
Tsara be ny tambazotra ato. Antenaina fa ho fitaovana ahafahantsika mifanerasera sy mifampita ny Vaovao Mahafaly. Mahavelom-bolo tokoa. Enga anie mba hanaraka ny ataonareo ny maro satria ny soa fianatra. Raha tiana handroso manaraka ny toetr'andro ny Fiangonana dia tsy maintsy koa mifehy ny manodidina azy.
Mankasitraka e!
P.Xavier sj
Messages : 1
à 15
Page : 1
Nombre de messages : 17